Mai des langues 3 ème édition
Chantons la patrie
Ce chant évoque l’amour de la patrie et glorifie Madagascar, une Île
au riche patrimoine culturel et historique. Les élèves portent
les tenues traditionnelles de chaque région. Ils se sont regroupés
devant le Ravenala, arbre emblématique et endémique de l’île.


GASIKARA
Mihira ny fitiavan-tanindrazana izahay.Madagasikara ,Nosy
feno hatsarana , manan- tantara sy ireo fomban-drazany
ary ireo kolontsaina maro:toy ny fitafy nentin-drazana isaky
ny faritra .Ampisehoanay eto koa ireo harena voajanahary :
ireo zavamaniry mampiavaka azy sy ny tontolo iainana hafa
mihitsy izay mahatonga ity Nosy ity ho tsy manam-paharoa
eto amin’izao tontolo izao .